# indro Ny teny hoe "indro" eto dia maneho fa misy zavatra manan-danja manokana mitranga. Mety misy teny mitovitovy amin'izany ny fiteninao.