# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy milaza amin'i Mosesy izay holazainy amin'ny vahoakan'Israely Andriamanitra. Ny hoe "-nareo" dia manondro ny vahoaka. # hahatsiarovana Io dia fomba fiteny. DH: "tadidio" # Izaho no Yaveh Andriamanitrareo Io fehezanteny io dia naverimberina mba hanasongadinana.