# sorona dorana Io dia manondro ireo fanatitra noresahina tao amin'ny 15:4. # ampahafolon'ny efaha Ny efaha dia mari-pandrefesana mira eo ho eo amin'ny 22 litatra. DH: "eo ho eo amin'ny 2 litatra" na "roa litatra" # ampahefatry ny hina Ny hina dia mari-pandrefesana mira eo ho eo amin'ny 3.7 litatra. DH: "eo ho eo amin'ny 1 litatra" na "iray litatra"