# Fampifandraisana ny foto-kevitra Manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely i Josoa sy Kaleba. # Handevona azy ireo mora foana tahaka ny hanina isika Ny fandravana ny fahavalon'izy ireo dia resahin'i Josoa sy Kaleba toy ny hoe hohaniny izy ireo. DH: "Handrava azy ireo mora foana tahaka ny mihinana sakafo isika" # Ho esorina amin'izy ireo ny fiarovana azy ireo DH: "Hanala ny fiarovan'izy ireo amin'izy ireo i Yaveh" # ny fiarovana azy ireo Io dia manondro ny hoe na iza na iza na inona na inona mety hiaro azy ireo. DH: "Ny rehetra izay mety hiaro azy ireo"