# nanely...Hoy izy ireo Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo lehilahy rehetra izay nisafo ny tany afa-tsy Kaleba sy Josoa. # ny tany izay avy nozahany izy ireo Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo lehilahy rehetra izay nisafo ny tany anisan'izany Kaleba sy Josoa. # tany mihinana ny mponiny Ny tany, na ny mponin'ny tany, izay mampidi-doza dia resahin'ireo lehilahy toy ny hoe mihinana ny mponina ilay tany. DH: "tany tena mampidi-doza" na "tany izay ao no hamonoan'ny olona anay" # Anaka Io dia anaran-dehilahy. # Raha ny fijerinay manokana...raha ny fijerin'izy ireo Eto ny hoe fijery dia manambara ny hevitra. DH: "Araka ny hevitray...araka ny hevitr'izy ireo" # tahaka ny valala isika raha ampitahaina amin'izy ireo Miresaka ny valala ireo lehilahy mba hanehoana fa tena kely ny fiheveran'izy ireo ny tenany raha ampitahaina amin'ny mponin'ilay tany. DH: "kely tahaka ny valala isika raha oharina amin'izy ireo"