# teo imason'i Mosesy Ny andianteny hoe "imason'i Mosesy" dia manambara ny heviny na ireo eritreriny. DH: "araka ny hevitr'i Mosesy"