# taranaky ny Kehatita Io dia manondro ireo lehilahy. DH: "ireo taranak'ireo Kehatita lahy" # Kehatita Io dia manondro ireo taranak'i Kehata. Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:27 io anaran-dehilahy io. # telopolo taona...dimampolo taona "30 taona...50 taona" # izay rehetra tokony hanatevin-daharana ny antoko Eto ny teny hoe "tokony" dia tsy midika fa "nifidy" ny ny hanatevina ny antoko ireo lehilahy fa kosa "notendrena" ho ao amin'ny antoko izy ireo. DH: "ny olona rehetra izay notendrena hanatevina ny antoko" # hanatevin-daharana ny antoko mba hanompo ao amin'ny trano-lay fihaonana Ny teny hoe "antoko" dia manondro ny vahoaka sisa miasa ao amin'ny trano-lay fihaonana. Jereo ny nandikanao io andianteny io ao amin'ny 4:1. # Olona 2.750 "dimampolo sy fitonjato sy roa alina"