# eo ambany fitarihan'Itamara zanaka lahin'i Arona mpisorona Ny teny hoe "fitarihana" dia anarana izay afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "araka ny nanoroan'i Itamara zanak'i Arona mpisorona azy ireo" # Itamara Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:1 io anaran-dehilahy io.