# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity ny lisitry ny fianakaviam-be izay taranak'i Kehata. # Kehata Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:17 io anaran-dehilahy io. # 8.600 lahy...no efa voaisa DH: "Nanisa ireo lehilahy 8.600 i Mosesy" # iray volana no ho miakatra "manomboka amin'ny iray volana no ho mihoatra"