# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy milaza amin'i Mosesy izay hitobian'ny foko tsirairay avy sy ny tafik'izany manodidina ny trano-lay fihaonana Yaveh. # Eliasafa zanaka lahin'i Roela Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:12 io anaran-dehilahy io. # 45.650 Io dia mamaritra ireo lehilahy. DH: "45.650 lahy"