# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy milaza amin'i Mosesy izay hitobian'ny foko tsirairay avy sy ny tafik'izany manodidina ny trano-lay fihaonana Yaveh. # Eliaba zanaka lahin'i Helona Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:7 io anaran-dehilahy io. # 57.400 Io dia mamaritra ireo lehilahy. DH: "57.400 lahy"