# araka ny antokony Ny ''antokony" dia vondrona lehibe efatra izay nizarana ireo foko. Ny antoko tsirairay dia nobaikoina hiara-hitoby. Ireo antokony dia ambaran'ny faneva iray. Jereo ny nandikanao ny "antoko" ao amin'ny 2:1. # Nasona zanaka lahin'i Aminadaba Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:7 io anaran-dehilahy io. # 74.600 "eninjato sy efatra arivo sy fito alina"