# Ireo mpiambina vavahady Olona napetraka isaky ny vavahady, tompon'andraikitra misahana ny fidirana ao amin'ny tanàna na tempoly, amin'ny fotoana sy antony napetraky ny mpandrindra. Adikao toy ny tao amin'ny 7:1. # Akoba ... Talmona ... Ziha ... Gispa Ireo dia anaran-dehilahy. # Ofela Izany dia anaran-tanàna