# Ireo rahalahiny Ireo rahalahin'i Adaia, zanaka lahin'i Jerohama (11:10). # rahalahy Io teny io dia sarinteny ho an'ny 1) mpiara-dia Israelita na 2) ireo olona izay nanao ilay asa mitovy. DH: "ireo mpiara-miasa" # Amasay ... Azarela ... Ahazay ... Mesilemota ... Imera ... Zabdiela ... Hagedolima Ireo dia anaran-dehilahy.