# tany amin'ny taniny ... anisan'izany ny sasany amin'ireo Israelita "teo amin'ny taniny ihany: ireo Israelita" # ny sasany tamin'ireo taranak'i Joda sy ireo taranak'i Benjamina ny sasany tamin'ireo vahoakan'ny Joda sy ny sasany tamin'ireo vahoakan'ny Benjamina" # Benjamina ... Ataia ... Ozia ... Zakaria ... Amaria ... Sefatia ... Mahalila ... Fareza Ireo dia anaran-dehilahy. # taranak'i Fareza "avy amin'ny taranak'i Fareza"