# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ao amin'ireto andininy ireto ny vahoaka dia milaza ny ao anatin'ilay fianianana nataon'izy ireo tao amin'ny 10:28. # mba ho dorana DH: "ho doran'ireo Levita" # araka izay voasoratra DH: "araka ny efa nambara" # avy amin'ny taninay "eo amin'ny taninay"