# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ao amin'ireto andininy ireto ny vahoaka dia milaza ny ao anatin'ilay fianianana nataon'izy ireo tao amin'ny 10:28. # Ekenay ny fandidiana "Mampanantena fa hankatoa ny didy izahay" # Ekenay Eto dia ao anatin'ny "izahay" ny Israelita rehetra ao anatin'izany i Nehemia ankoatran'ireo mpisorona sy ireo Levita, ary tsy ao anatin'izany ihany koa ny mpamaky ity boky ity # ny ampahatelon-tsekely "1/3 sekely." "ny ampahatelony" dia midika hoe ny ampahany fahatelo amin'ny zara mitovy. DH: "volafotsy 5 grama" # ho an'ny fanompoana "andoa ny saran'ny fikarakarana" # ny mofon'ny fanatrehana Io dia manondro ireo mofo 12 nandrahoana tsy nasiana lalivay natao tao amin'ny tempoly ary nampiasaina mba hanamarihana ny fanatrehan'Andriamanitra miaraka amin'ny vahoakany. # ireo fetin'ny voaloham-bolana Ireo dia firavoravoana ankalazaina isakin'ny tsinana ny volana.