# Fampahafantarana amin'ny ankapobeany: Amin'ity andininy ity i Nehemia dia mitanisa ny anaran'ireo olona izay nanao sonia ilay antotan-taratasy voatombokase. # Bony Izany dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 9:3. # Azgada, Bebay Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 7:15. # Adina ... Azora ... Nebay ... Magpiasy ... Hezira ... Jadoa Ireo dia anaran-dehilahy. # Bigvay Izany dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 7:6. # Adina, Atera, Hezekia, Azora, Hodia, Hasoma Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 7:19. # Hodia Izany dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 8:6. # Bezay, Harifa Izany dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 7:23. # Anatota Izany dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 7:27. # Mesolama ... Mesezabela, Zadoka Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 3:3.