# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely. # Nambabo ... izy ireo Nambabo ... ireo Israelita tamin'ny andron'i Mosesy # famorian-drano lavaka eo amin'ny tany izay fitahirizan'ny olona rano # niha-natavy Izany dia mety sarinteny hilazana fa "nitsahatra tsy nieritreritra an'i Yaveh" na "lasa afa-po"