# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nanohy ny fanisana ireo olona avy natao sesitany i Nehemia. # niakatra Izany dia fomba fiteny izay manondro ny fandehanana mankany Jerosalema izay eny amin'ny toerana avo noho ny faritra manodidina. DH: "niverina" # Tela-mela ... Tela-harsa ... Keroba ... Adona ... Imera Ireo dia anaran-toerana. # Delaia ... Tobia ... Nekoda ... Hobaia ... Hakoza ... Barzilay Ireo dia anaran-dehilahy.