# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ireto andininy ireto dia manohy ny anaran'ireo taranaka izay niverina avy natao sesitany. # Reaia ... Rezina ... Nekoda ... Gazama ... Oza ... Pasea ... Besay ... Meonita ... Nefisita Ireo dia anaran-dehilahy.