# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nanohy ny fanisana ireo olona avy natao sesitany i Nehemia. # Jesoa ... Kadmiela ... Binoy ... Hodavia ... Asafa ... Saloma ... Atera ... Talmona ... Akoba ... Hatita ... Sobay Ireo rehetra ireo dia anaran-dehilahy. # ireo mpihira Adikao toy ny tao amin'ny 7:1. # mpiandry vavahady Adikao toy ny tao amin'ny 7:1.