# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nanohy ny fanisana ireo olona avy natao sesitany i Nehemia. # Bezay ... Harif ... Gibeona Ireo dia anaran-dehilahy. # Betlehema sy Netof Ireo dia anaran-toerana ao Joda.