# fa naminany "satria efa naminany" # ka hanota Ny fampiasana ny tempoly ho toeram-piafenana dia fahotana. DH: "ary hanota amin'ny fampiasana ny tempoly amin'ny tsy tokony ho izy. # anarana ratsy Izany dia fomba fiteny. DH: "ka hanome laza ratsy ho ahy izy ireo" # Tsarovy Izany dia fomba fiteny. DH: "Tadidio" # Noadia Izany dia anaram-behivavy.