# hainay ny paik'adin'izy ireo DH: "fantatray ny momban'ny paik'adin'izy ireo" # niasa ... ireo mpanompoko "niasa ... ireo tovolahiko" # ny antsasak'ireo mpanompoko, ary ny antsasany nitazona lefona Ny "atsasaka" eto dia fizarana zavatra iray ho roa mitovy. # raha nitsangana avy ao aorian'ireo vahoakan'i Joda rehetra kosa ireo mpitarika. "ireo mpitarika dia nametraka ny tenany taoran"ny vahoaka rehetra