# Ireo mpisorona dia nanamboatra ... nanamboatra ny faritra hafa ... ny vavahady atsinanana ... nanamboatra ny faritra hafa ... tandrifin'ny tranony Ireo fehezanteny ireo dia miresaka ny fanamboarana ilay manda. # ambonin'ny Vavahadin-tsoavaly Ny teny "ambony" dia nampiasaina teto satria ny tranon'ny mpisorona dia mipetraka any amin'ny toerana avo noho ny vavahadin-tsoavaly. # tandrifin'ny tranony "teo anoloan'ny tranony" # Teo anilan'izy ireo ... Teo anilany" "Teo akaikin'izy ireo ... Teo akaikiny" # Zadoka ... Imera ... Semaia ... Sekania ... Hanania ... Selemia ... Hanona ... Zalafa ... Mesolama ... Berekia Ireo dia anaran-dehilahy. # Semaia zanaka lahin'i Sekania, mpiandry ny vavahady atsinanana no nanamboatra Semaia no mpiambina ny vavahady antsinanana fa tsy i Sekania # zanaka lahy fahenina "zzanaka lahy faha-6" # tandrifin'ny efitranony "eo anaolaoan'ireo efitra izay hipetrahany." Ny teny "... any" eto dia manondro an'i Mesolama.