# Joiada ... Pasea sy Mesolama ... Besodia ... Melatia ... Jadona Ireo dia anaran-dehilahy. # nametraka ny varavarany "nametraka ny varavarany eo amin'ny fitoerany" # ny hidiny, sy ny barany "ny hidiny sy barany." Ireo no mihazona ilay vavahady hidy tsara. # Gibeonita ... Meronotita Ireo Gibeonita sy Meronotita dia vondron'olona. # Gibeona ... Mizpa Ireo dia anaran-toerana. # ny Faritany Tandrifin'ny Ony Izany dia anaran'ilay faritany izay any andrefan'ny onin'i Eofrata. Izany dia ampitan'ny renirano avy any amin'ny tanĂ nan'i Sosa. Adikao toy ny tao amin'ny 2:7.