# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Nahoma dia milaza amin'ny vahoakan'i Ninive ho toy ny tanànany izy ireo. # Kanefa Manohy ny fampitahana an'i Ninive sy Teba ao amin'ny 3:8 izany. Ireo mety ho heviny dia "na dia izany aza" (UDB) na "na izany aza" # Teba renivohitr'i Egypta, izay babon'i Asyriana # izy .. ny Teba. # voatorotoro Namono ny ankizy tahaka ny namakiana ny vilany tanimanga ireo mpitsoakan'i Teba. # voafatotra tamin'ireo rojo mametraka amin'ny fanandevozana. DH: "tonga andevo"