# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Rehefa nifankahita tamin'ireo iraika ambin'ny folo Jesosy, dia nibedy azy ireo tamin'ny tsy finoan'izy ireo ary niteny tamin'izy ireo mba handeha eran'izao tontolo izao ka hitory ny filazantsara. # ny iraika ambin'ny folo Ireo mpianatra iraika ambin'ny folo tavela rehefa lasa Jodasy. # hamafin'ny fo Jesosy dia nibedy ireo mpianatra satria tsy nino Azy izy ireo. DH: "nandà ny hino" # izao tontolo rehetra izao Eto ny teny hoe: "izao tontolo izao" dia maneho ny olon-drehetra eran-tany. DH: "Mandehana any amin'izay rehetra misy olona" # Izay mino sy atao batisa no ho vonjena Ny teny hoe: "Izay" dia maneho ny olon-drehetra. DH: "Andriamanitra dia hamonjy ny olon-drehetra izay mino sy hamela anao hanao batisa azy ireo" # izay tsy mino kosa dia ho helohina Ny teny hoe: "izay" dia maneho ny olon-drehetra. DH: "Andriamanitra dia hanameloka ny olon-drehetra izay tsy mino"