# Nanontany Azy indray Pilato hoe "Nanontany an'i Jesosy indray Pilato hoe" # Tsy manome valin-teny va Ianao Afaka atao hoe: "Manana valin-teny va Ianao" # Jereo ny habetsaky ny fiampangana entin'izy ireo manohitra Anao! Afaka atao hoe: "Mitondra fiampangana maro manohitra Anao izy ireo!" # Jereo "Henoy." Io dia teny ampiasaina mba hisarihana an'i Jesosy amin'ireo fiampangana manohitra Azy. # nahagaga azy izany Gaga i Pilato fa tsy namaly i Jesosy mba ho fiarovana ny tenany.