# izay milaza fa tsy misy ny fitsanganana amin'ny maty Ity fehezanteny ity dia manazava hoe iza ireo Sadoseo. # nanoratra izao ho anay Mosesy hoe: 'Raha maty ny rahalahin'ny lehilahy iray Ireo Sadoseo milaza izay nosoratan'i Mosesy ao amin'ny lalàna. DH: "Mosesy nanoratra ho anay fa raha maty ny rahalahin'ny lehilahy iray" # nanoratra ho anay " nanoratra ho anay Jiosy." Ireo Sadoseo dia vondrona Jiosy. Eto izy ireo dia mampiasa ny teny hoe: "izahay" mba hanehoana ny tenan'izy ireo sy ny Jiosy rehetra. # dia tokony manambady ilay vadin-dralahiny ilay lehilahy Izany dia midika fa tokony manambady ilay vadin-dralahiny ilay lehilahy, fa tsy maka azy sy miara-mandry aminy mba hanan-janaka aminy fotsiny ihany. # ka hanana taranaka ho an'ny rahalahiny Izany dia midika fa ireo zanaka dia ho atao tahaka ny hoe taranak'ilay rahalahy maty. DH: "manan-janaka ho an'ny rahalahiny izay ho raisina ho toy ny taranany"