# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Niseho izany raha mbola nihazo nankany Jerosalema Jesosy sy ireo mpianany. # tsy nahita na inona na inona afa tsy ravina fotsiny DH: "tsy nahita voankazo teo amin'ilay hazo Izy fa ravina fotsiny" # taom-pamoazana "vanim-potoana" # Ary Izy niteny tamin'izany hoe: "Tsy hisy hihinana ny voa avy aminao intsony mandrakizay Jesosy dia miteny amin'ilay hazo ary manozona izany. Niteny toy izany Izy mba handrenesan'ireo mpianany Azy. # Izy niteny tamin'izany hoe "Izy niteny tamin'ilay hazo hoe" # Ary ny mpianany nandre izany Ny "izany" dia maneho ny tenin'i Jesosy tamin'ilay hazon'aviavy.