# Tsy fantatrareo "Tsy takatrareo" # kapoaka izay hisotroako Eto ny "kapoaka" dia maneho izay tsy maintsy ho fijalian'i Jesosy. DH: "ny kaopin'ny fijaliana izay hosotroiko" # hiaritra ho atao batisa Eto ny "batisa" dia maneho izay tsy maintsy ho fijalian'i Jesosy. DH: "hiaritra ny batisan'ny fijaliana" # Vitanay izany Izany no fomba namalian'izy ireo, midika fa mahavita misotro amin'ilay kaopy izy ireo ary miaritra ny batisa. # dia ho sotroinareo "dia ho sotroinareo ihany koa" # izay hanaovam-batisa Ahy Afaka atao hoe: "izay hiaretako" # Fa izay hipetraka eo an-tanana ankavanako ... dia tsy miankina amiko izany "Fa tsy Izaho no ilay hamela ny olona hipetraka eo an-tanana ankavanako na eo an-tanana ankaviako" # fa izany dia ho an'ireo izay nanomanana izany "fa ireo toerana ireo dia ho an'izay nanomanana azy ihany." Ny teny hoe: "izany" dia maneho ny toerana eo an-tanana ankavanany sy eo an-tanana ankaviany. # nanomanana izany Afaka atao hoe: "Andriamanitra nanomana izany" na "Andriamanitra nanomana izany ho azy ireo"