# Nitondra an-dralehilahy Izy, "Nitondra an-dralehilahy Jesosy" # nametraka ny rantsan-tanany tao an-tsofiny Izy "Jesosy nametraka ny rantsan-tanany tao an-tsofin'ilay lehilahy" # ary raha avy nandrora, dia nikasika ny lelany Izy Jesosy nandrora ary nikasika ny lelan'ilay lehilahy. # ary rehefa avy nandrora Afaka atao mazava kokoa hoe: "ary rehefa avy nandrora tamin'ny rantsan-tanany" # Dia niandrandra ny lanitra Izy Izany dia midika fa nijery tany amin'ny lanitra Izy, izay fitoeran'Andriamanitra. # Efata teny Aramaika io. Afaka adikanao amin'ny abidian'ny faritra misy anao. # nanao taminy hoe: " niteny tamin'ilay lehilahy hoe: " # ny sofiny dia nalady Izany dia midika fa afaka nandre izy. DH: "nisokatra ny sofiny ary afaka nandre izy" na "nandre izy" # izay namehy ny lelany dia potika Afaka atao hoe: "Jesosy nanala izay namehy ny lelany tamin'ny fitenenana" na "Jesosy namaha ny lelany" # izay namehy ny lelany "izay namehy ny lelany tamin'ny fahafahana miteny" na "ny tsy fahafahany miteny"