# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Taorian'ny fanasitranana ny olona tao Tyro, dia nankany amin'ny Ranomasin'i Galilia Jesosy. Tany dia nanasitrana ilay lehilahy marenina Izy, izay nahagaga ny olona. # nivoaka indray "niverina avy tany" # ka niakatra ny faritry Ireo dikany hafa : 1) "tao amin'ny faritry ny"tao amin'ny ranomasin'ny faritr'i Dekapolisy Jesosy na 2) "tamin'ny faritr'i" "nandeha namakivaky ny faritr'i Dekapolisy mba hihazo ny ranomasina Jesosy. # Dekapolisy Anarana faritra izay midika tanĂ n-dehibe Folo. Ao atsimon-dranomasin'i Galilia. # Ary nentin'izy ireo "Ary nentin'ireo olona" # izay marenina "tsy afaka mandre" # mba hametrahany ny tanany Ny "fametrahan-tanana" dia maneho ny mpaminany na mpampianatra mametraka ny tanany amin'olona iray ary manome na fanasitranana na fahasoavana. Amin'ity tranga iray ity, ny olona dia mitalaho amin'i Jesosy mba hanasitrana an'ilay lehilahy. DH: "hametraka ny tanany eo aminy mba hanasitrana azy"