# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Rehefa avy nampitony ny tafiotra be i Jesosy, dia nanasitrana lehilahy izay nisy demonia, fa ny mponina tao Gerasa dia tsy faly tamin'ny fanasitranany, ka nangataka an'i Jesosy handeha izy ireo. # Tonga izy ireo Ny teny hoe: "Ireo" dia misolo tena an'i Jesosy sy ireo mpianany. # ny ranomasina Maneho ny ranomasin'i Galilia # Gerasena Io anarana io dia maneho ireo olona izay monina ao Gerasa. # misy fanahy maloto Fomba fiteny izay midika fa ilay lehilahy dia "voabaikon'ny" na "voafatotry ny" fanahy maloto