# Nijery azy ireo "Nijery azy ireo Jesosy" # nalahelo "nalahelo mafy" # hamafin'ny fon'izy ireo Io sarin-teny io dia mamaritra fa ireo Fariseo dia tsy vonona ny hanana fangorahana amin'ilay lehilahy malemy tanana. DH: "Tsy sitrak'izy ireo ny hanana fangorahana ho an'ilay lehilahy" # Ahinjiro ny tananao "Takaro amin'ny tananao" # niverina tamin'ny laoniny ny tanany Afaka atao hoe: "Jesosy namerina ny tanany" na "Jesosy namerina tamin'ny laoniny ny tanany" # nanomboka nikonokonona "nanomboka nanangana drafitra" # ny Herodiana Anarana antoko politika izay manohana ny Mpikamban'i Heroda. # hitady izay fomba hamonoana Azy "ahoana no hamonoan'izy ireo an'i Jesosy"