# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Jesosy nanomboka niteny fanoharana hafa momba ny fametrahana divay vaovao ao amin'ny siny hoditra tonta ho mifanohitra amin'ny siny hoditra vaovao. # divay vaovao "ranom-boaloboka." Izany dia maneho ny divay izay tsy mbola notehirizina ela. Raha tsy fantatra ao amin'ny faritra misy anao ny hoe: "voaloboka" dia ampiasao ny voambolana hahafantaran'ny faritra misy anao an'io voankazo io. # siny hoditra tonta Izany dia maneho siny hoditra izay efa ela niasana. # siny hoditra Ireo dia siny vita tamin'ny hoditra biby. Azo antsoina ihany koa hoe: "sinin-divay" na "siny hoditra" # ho rovitry ny divay ny hoditra Ireo divay vaovao dia miakatra rehefa mbola mialin'andro, ka mety hampatonta, handrovitra ny siny hoditra mba hisokatra. # very "simba" # siny hoditra vaovao "siny hoditra vaovao" na "sinin-divay vaovao." Izany dia maneho fa tsy mbola nampiasaina mihitsy ireo siny hoditra.