# Ho tonga ny andro hananganana ny mandanao Eto, ny "manda" dia manondro ny rindrina manodidina ny tanĂ nan'izy ireo, izay mitondra filaminana sy fandriam-pahalemana amin'ny fahavalo'izy ireo. # hitarina hatrany lavitra ireo faritaninao DH: "Hanitatra ny faritry ny taninao ho lehibe tokoa Yaveh" na "Hampitombo ny haben'ny fanjakanao tokoa Yaveh" # Ireo tany ireo dia hilaozana DH: "Ho foana ireo tany ireo" na "tsy hisy honina ao amin'ireo tany ireo"