# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Ireo andininy ireo dia manohy ny fanoritsoritana ilay mpanapaka avy ao Betlehema. # hiandry ny ondry aman'osiny amin'ny herin'i Yaveh DH: "Hitarika ny olony amin'ny herin'Andriamanitra Izy." # amin'ny voninahitry ny anaran'i Yaveh Andriamaniny DH: "amin'ny herin'ny fahefan'i Yaveh Andriamaniny" # Hitoetra izy ireo Eto, ny "izy ireo" dia manondro ire vahoakan'Israely? Ny teny "Israely" na "Jerosalema" dia azo lazaina. DH: "Hitoetra any Israely ireo vahoaka" na "Hitoetra any Jerosalema ireo vahoaka" # ary satria ho lehibe hatrany amin'ny faran'ny tany Izy Io dia midika fa any aoriana any dia hanome voninahitra ny mpanapak'israely avokoa ny olona rehetra manerana ny firenen-drehetra. # Ho fiadanantsika Izy Eto, ny "-tsika" dia manondro an'i Mika sy ireo vahoakan'Israely. DH: "Ho olon'ny fiadanana Izy" # mpiandry ondry fito sy mpitarika valo amin'ireo olona Eto, ny "mpiandry ondry" dia midika hoe "mpanapaka." Ary, azonao atao ny manampy fanamarihana manao hoe: "Ny isa "fito" sy ny "valo" atambatra dia midika fa misy mpitarika maro mihoatra noho ny ampy mba hahazoana izay ilaina ao."