# Hitondra ...Aho Eto, ny "Aho" dia manondro an'Yaveh. # Maresa Mety hanao fanamarihana manao hoe: "Eto dia misy lalaon-teny miaraka amin'ny anaran'io vohitra io sy ny teny Hebreo 'mpandresy.'" ianao. Io teny io dia nampiasaina tamin'ny nadresen'Israely an'i Kanana; fa ankehitriny dia ho resy Israely. Io vohitra io dia mety any akaikin'ny vohitra misy ny tranon'i Mika any Moresetagata # Adolama Io dia manondro tanĂ nan'Andrian'i Filistina. # Harato ny lohanareo ary tapaho ny volonareo Ny fanaratana ny loha dia mariky ny fisaonana ho an'ireo Isreaelita.