# Ny endriny "Ny endrik'ilay anjely" # dia toy ny tselatra Io dia fampitahana izay manindry mafy ny famirapiratan'ny endrik'ilay anjely. DH: "mamiratra toy ny tselatra" # ny akanjony dia fotsy tahaka ny oram-panala Io dia fampitahana izay manindry mafy ny famirampiratana sy fahafotsian'ny fitafian'ilay anjely. DH: "fotsy tanteraka toy ny oram-panala ny fitafiany" # nanjary tahaka ny lehilahy maty Io dia fampitahana izay midika fa nianjera ireo miaramila ary tsy nihetsika. DH: "ary nianjera tamin'ny tany ka nidaboka teo toy ny olona maty"