# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy mampianatra ireo mpianany eny am-pandehanana ho eny amin'ny Tendrombohitr'Oliva i Jesosy. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ao amin'ny andininy faha 31, mamerina ny tenin'i Zakaria mpaminany i Jesosy hampisehoana fa mba hahatanteraka ny faminaniana, dia handao Azy avokoa ireo mpianany. # hira fiderana hira fiderana ho an'Andriamanitra # fa voasoratra hoe Azo atao hoe DH: "fa voasoratr'i Zakaria mpaminany hatry ny ela tao amin'ny soratra masina" # Hamely ... Aho Eto ny "Aho" dia manondro an'Andriamanitra. Midika izany fa Andriamanitra dia hamela ny olona hamely sy hamono an'i Jesosy. # ny mpiandry ondry ... ny ondry Ireo dia sarin-teny ilazana an'i Jesosy sy ireo mpianatra. # hiparitaka ny ondry Azo atao hoe DH: "haparitak'izy ireo ny ondrin'ny vala rehetra" na "hihazakazaka eran'ny lalana rehetra ireo ondrin'ny vala" # aorian'ny fitsanganako amin'ny maty Azo atao hoe DH: "Aorian'ny hanaganan'Andriamanitra Ahy"