# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Nisy Fariseo izay manam-pahaizana manokana anin'ny lalàna niezaka ny hamandrika an'i Jesosy tamin'ny nametrahany fanontaniana saro-baliana momba ny didy lehibe indrindra taminy. # mpahay lalàna "manam-pahaizana manokana anin'ny lalàna." Fariseo izay nanana fahaizana manokana amin'ny fanakarana ireo lalàn'i Mosesy io.