# hoy izy ireo "Hoy ireo lohan'ny mpisorona sy ireo loholona" # Jesosy niteny azy ireo hoe "Hosy Jesosy tamin'ireo lohan'ny mpisorona sy ireo loholona" # Lazaiko marina aminareo "Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io. # ireo mpamory hetra sy ireo mpivaro-tena dia hiditra ny Fanjakan'ny Andriamanitra alohanareo Eto ny hoe ''fanjakan'ny lanitra'' dia ilazana ny fanapahan'Andriamanitra amin'ny maha mpanjaka Azy. DH: "Rehefa mametraka ny fanjakany eto an-tany Andriamanitra, dia hanaiky ny hitahy ireo mpamory hetra sy ireo mpivaro-tena amin'ny alalan'ny fanapahany eo amin'izy ireo Izy, mialoha ny hanekeny hanao izany ho anareo" # alohanareo Ireo mety ho dikany dia 1) Hanaiky ireo mpamory hetra sy ireo mpivaro-tena mialoha ny hanekeny ireo Jiossy sy ireo mpitarika Jiosy Andriamanitra, na 2) Hanaiky ireo mpamory hetra sy ireo mpivaro-tena Andriamanitra raha tokony ho ireo mpitarika fivavahana Jiosy izany. # Jaona nanatona anareo Manondro ny olon'Israely rehetra io fa tsy ireo mpitarika fivavahana Jiosy ihany. DH: "nankeo amin'ireo vahoakan'Israely i Jaona" # tamin'ny fahamarinana Io dia fomba fiteny izay midika fa i Jaona dia nampiseho ireo olona ny lala-marina hoenti-miaina. DH: "ary nilaza taminareo ny lalana izay tian'Andriamanaitra hiainanareo" # tsy nino azy ianareo Manondro ireo mpitarika fivavahana io.