# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity no manomboka ny tantaran'i Jesosy niditra tao amin'ny tempoly. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ao amin'ny andininy faha 13, mamerina ny teny avy ao amin'ny Isaia i Jesosy mba hananarana ireo mpivarotra sy mpanakalo vola. # niditra tao an-tempoly Jesosy Tsy niditra tao amin'ny tena tempoly i Jesosy. Teo amin'ny tokotanin'ny tempoly Izy no niditra. # mpividy sy mpivarotra Ireo mpivarotra dia nivarotra biby sy zavatra hafa izay novidian'ireo vahiny mba hanolorana ny fanatitra tsara eo amin'ny tempoly. # Hoy Izy tamin'izy ireo "Hoy Jesosy tamin'ireo izay nanakalo vola sy nividy ary nivarotra zavatra" # voasoratra hoe Azo adika hoe DH: "nosoratan'ireo mpaminany hatry ny ela" na "nolazain'Andriamanitra hatry ny ela" # Ny tranoko ho antsoina hoe Azo atao hoe DH: "Ny tranoko dia ho" # trano fivavahana Fomba fiteny io DH: "toerana izay hivavahan'ny olona" # zoky fieren'ny jiolahy Mampiasa sarin-teny i Jesosy mba hibedesana ireo olona nohon'ny fividianana sy fivarotana tao amin'ny tempoly. DH: "toy ny toerana fiafenan'ireo jiolahy" # jamba sy mandringa Ireo mpamari-toetra ireo dia azao avadika ho mpamaritra anarana. DH: "ny jamba sy ny mandringa" # mandringa manana tongotra na ranjo voa mafy izay manasarotra ny fandehanana.