# Zanak'Olona ... ny Rainy ... Avy eo Izy Eto dia milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy. DH: "Izaho, ilay Zanak'Olona ... ny Raiko ... Ary Izaho" # amin'ny voninahitry ny Rainy "manana ny voninahitra tahaka ny an'ny Rainy" # miaraka amin'ireo anjeliny "ary hiaraka aminy ireo anjely." # ny Rainy Io dia fiantsoana manan-danja ilazana an'Andriamanitra, izay mamaritra ny fifandraisana misy eo amin'Andriamanitra sy ny Zanak'Olona, Jesosy. # Lazaiko marina aminareo "Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io. # aminareo Manondro ireo mpianatra avokoa ny "-nareo" eto. # hanandrana fahafatesana Eto ny hoe "manandrana" dia midika hoe miaina. DH: "tsy mba hiaina an'izay fahafatesana izany" na "tsy ho faty" # mandra-pahitan'izy ireo ny Zanak'Olona tonga amin'ny fanjakany Eto ny "fanjakana" dia maneho ny Zanak'Olona manapaka amin'ny maha-mpanjaka Azy. DH: "mandra-pahitan'izy ireo ny Zanak'Olona tonga hanapaka toy ny mpanjaka" # mandra-pahitan'izy ireo Mbola miresaka momba ireo mpianany ihany i Jesosy. DH: "mandra-pahitanareo"