# fa na dia ny amboa aza mba mihinana izay sombintsombiny latsaka avy amin'ny latabatry ny tompony Ilay vehivavy dia namaly an'i Jesosy tamin'ny fampiasana ilay kisarisary mitovy amin'izay nampiasain'i Jesosy tao amin'ny ohabolana izay nolazainy. Ny tiany ho lazaina dia tokony ho afaka ny ahazo anjara kely amin'ny zava-tsoa izay arian'ireo Jiosy ireo izay tsy Jiosy. # amboa Mampiasà teny izay mahalaza ny biby ataon'ny olona fiompy izay mety hitovy habe amin'ny amboa. Adikao araka ny nataonao ao amin'ny 15:24. # ho tanteraka Azo adika hoe DH: "Ho ataoko" # sitrana ny zanany vavy Azo atao hoe DH: "Nositranin'i Jesosy ilay zanany vavy" na "ary lasa salama ilay zanany vavy" # tamin'izany ora izany Io dia fomba fiteny. DH: "Tamin'io fotoana io indrindra" na "Avy hatrany"