# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Eto dia manomboka mitantara ny amin'ny fomba namonoan'i Heroda an'i Jaona Mpanao Batisa ny mpanoratra. Ireto tranga ireto dia niseho taloha kelin'ireo tranga tao amin'ny andininy teo aloha. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mamerina milaza ny tantaran'ny nahafatesan'i Jaona Mpanao Batisa ny mpanoratra mba hampisehoana hoe nahoana no nanao fihetsika tahaka izany i Heroda rehefa nandre momba an'i Jesosy. # Heroda nisambotra an'i Jaona, namatotra azy, ary nandefa azy tany an-trano maizina Io dia milaza fa nanao izany i Heroda satria izy no nibaiko olon-kafa hanao ireo zavatra ireo ho azy. DH: "Nibaiko ireo miaramilany i Heroda mba hisambotra sy hamatotra an'i Jaona Mpanao Batisa ary handefa azy ho any an-trano maizina" # vadin'i Filipo Filipo no anaran'ny rahalahin'i Heroda. # Fa hoy Jaona taminy hoe: "Tsy ara-dalana ho anao ny manana azy ho vadinao." Azo adika tsy mivantana io teny io raha ilaina. DH: "Fa i Jaona niteny taminy fa tsy ara-dalàna ho azy ny maka azy ho vadiny" # Fa hoy Jaona taminy hoe "Fa i Jaona nilaza taminy hatrany hatrany hoe" # tsy ara-dalana Mbola velona i Filipo tamin'ny nanambadian'i Heroda an'i Herodiasy. # natahotra "Heroda natahotra" # noraisin'izy ireo "izy ireo dia nandray an'i Jaona ho"