# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy mampianatra ireo mpianany i Jesosy, momba ny fanenjehana izay mety hiaretan'izy ireo rehefa mandeha mitory. # Rehefa manolotra anareo izy ireo "Rehefa manolotra anareo eo amin'ny filan-kevitra ny olona." Ny "olona"eto dia ireo olona tao amin'ny 10:16 ihany. # aza manana ahiahy "aza miahiahy" # ahoana na inona no ho lazainareo "ahoana no fomba hitenenanareo na inona no ho lazaina." Azo akambana ireo hevitra anankiroa ireo: "inona no tokony ho lazainareo" # fa homena anareo amin'io ora io izay tokony ho lazaina Azo atao hoe DH: "fa ny Fanahy Masina no hilaza aminareo izay ho lazaina" # amin'io ora io Eto ny "ora" dia midika hoe "amin'io fotoana io mihitsy." DH: "amin'izay fotoana izany mihitsy" na "amin'izany fotoana izany" # ny Fanahin'ilay Rainareo Raha ilaina, dia azo adika hoe "Fanahin'Andriamanitra Rainareo any an-danitra" io na azo asiana fanamarihana mba hampazava tsara fa maneho an'Andriamanitra Fanahy Masina io fa tsy fanahin'ny ray ety an-tany akory. # Rainareo Fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra io. # ao aminareo "amin'ny alalanareo"